May ny loaka

– O ry Liva an, handeha hivoaka kely aho fa mba jereo ilay loaka ao an! rehefa ritra dia esory eo ambonin’ny afo.
– Eny ry neny an!

niverina i neny tonga dia notsenain’i Liva.
– Neny an! zaho moa tsy bedesin’i neny amin’ny zavatra tsy nataoko o!
– Tsy bedy ialahy e! zavatra tsy natao ve dia ahabedy? tiako be ny zanako an!
– Ka tamin’i neny lasa dia tsy nataoko lay zavatra notenenin’i neny dia may kila tao lay loaka!

S’abonner
Notifier de
0 Commentaires
Inline Feedbacks
View all comments
error: ce contenu est protégé
0
Would love your thoughts, please comment.x
()
x