mbola manisa

Mpivady alohan’ ny hatory
– malala o, firy kay ny olona niaraka taminao talohako ?

5 minitra fahanginana, tsy nahazo valiny;
namerina nanontany indray :
– malala o, efa matory nga ianao ?

– mbola manisa aho ka

:) Zarao @ namanao

Poster un Commentaire

  S’abonner  
Notifier de

handefa blagy

error: ce contenu est protégé