Fa maninona oa ny baolina foot, rugby, basket … miafara @ ady foana ?
Nefa ny karate, kung fu, judo … tsy mba miafara @ baolina ?
Mbola te hihomehy ? jereo koa :
- Fa maninona moa Ao @ resto : - Hono oa mademoiselle azafady, fa maninona moa no…
Sôra tsy miodina ity Ny pozin'ialahy refa mahita akama misôra nefa tsy nahodiny tany @ ialahy
- Kanto Eh! inona ary ny sakafo tena tian'i Kanto ô ? - Tsy haiko…
- Taratasy Indray andro nisy mpivady niady ka niaraka nanapa-kevitra ry zareo fa tsy hifampiresaka…
- Blagin' i dada Mivory ny mpianakavy ny hariva. Ka manao blagy i dada ka dia mihaino…
- Mampitovy - Inona ary l'ty no mampitovy an'i bebe an'lahy sy ny vorondolo? -…
Inona ary ny mahatsemboka be ahy io Tsy maintsy mahavita devoir aho hoy mamanay vao afaka mijery baolina
- Tsy fantatro izay mahazo azy - Tsy misy hisakafoanana mihintsy : fa maninona kay no mivovo be aty…
- Any am-piangonana Nisy lehilahy mamolava niova fo ka lasa mpivavaka be. Kanjo nefa taty aoriana…
- Raha mahita sipa manjakely - Raha maty ve aho lesy dia mbola hanambady ialahy ?