Miala aina

Hoatrany ahoana ry Dada izany olona miala aina izany ?

Noentin’ny Dadany nijery GYM BEPC teny Mahamasina lery mba hamaliana azy:

Jereo ireo avy nihazakazaka ireo. Hoatr’ireo zany miala aina zany

S’abonner
Notifier de
1 Commentaire
Inline Feedbacks
View all comments
Clara
il y a 1 année

t@ ireny koa ilay misy matanjaka be tsy araka mitsy ny ankizy sasany

error: ce contenu est protégé
1
0
Would love your thoughts, please comment.x
()
x