Tao amina toerana fitsaboana adala iray,
Dokotera: inona ry Bera no ataon’lahy ao anaty koveta ao?
Bera: mianatra milomano aho dokotera!
Dokotera: hay! dia efa mahay ve zany zao?
Bera: Aiza koa ry dokotera no ahaizako milomano ato anaty koveta e!