Mifohaza ianao mon bébé a – oay! Mifohaza ianao mon bébé a – sshh, fa misy inona indray ramatoa a ? za nge efa renoka matory – ka adinonao nge oa ny nihinana ilay fanafody mampatory androany 000000Mbola te hihomehy ? jereo koa :Moramora zalahy a - io, zalahy a! ... tratra ialahy ... io zalahy ny mpangalatra ny…Manafina Mba nampirevy kely an'izy dahy (Lita sy Soa) i mama tao an-trano fa…Mitovy daholo Oay, alahady moa sa alatsinainy androany ? Hay moa mitovy daholo rehefa confinementSary fotsiny fa tsy tena izy Ity rangahy ity zany tena mitsitsy be mihintsy ao an-trano. Hoy izy t@…Roahako ianao an ! Nisy mpivady izay manofatrano ao ambaninay. Matetika toa miady foana izy ireo amin'ny…Dadany Nisy ramatoa niteraka efatra ka isaky ny tonga ny fahaeritaona ny zanany dia…DIDY FOLON'NY HAKAMOANA: 1/ Zava-masina ny asanao sy fianaranao, ka aza kitihana matetikaMampitovy - Inona ary l'ty no mampitovy an'i bebe an'lahy sy ny vorondolo? -…Nanofy nihinam-bary aho Nanofy nihinam-bary aho t@ alina.Marenina Nisy mpivady roa tao an-trano. Madama tany an-dakozia moa ramose tany amin'ny salon.…