Mihaino tantara @ radio

Mihaino tantara @ radio, rehefa ilay misy combat iny : aza mihetsika fa poleta mifahana ity; raha vao mihetsika eo ialahy dia tifiriko, raha vao mitifitra eo ialahy dia hietsika aho.

Ary ho ataon’là inona iny poleta iny ? kpaaak, daka iray dia nipitika iny aloha, ary tonga dia fafazako totohondry marobe.

Iny ny an ialahy Kbok paf tatazo. Zany koa ary ny daka miodina eeu.

Ialako otr’izao lesy zany e.

Kaay maty a. tsy anaiky mora zany fotsiny a fa vitaiko amty basy ty ny momba anla.

ehhh efa ito lesy ny balan iny a, taraiky ela.

Aleo faranako amty ny momba anla fa ela loatra.

Diizzaah, voa aho marina mafy, soa ihany fa haiko ny niala ilay daka faharoa

:) Zarao @ namanao

1
Poster un Commentaire

  S’abonner  
Notifier de
Fidy

Latsaka aho e, tena latsaka
Merci nizara e

error: ce contenu est protégé