Mikohoka mafy Betsaka mitsy ny zavatra miova noho ity coronavirus ity : Taloha aho mody mikohoka mafy refa te hangetotra Izao ato ity lasa mody mangetotra mafy refa te hikohoka 000000Mbola te hihomehy ? jereo koa :Kanety ilay resaka eto Kanety ilay resaka teto : ialahy ilay efa ho resy iny ; Hahaha…Izaho efa nikohoka Efa nikohoka indroa Sao lazain zalahy fa coronavirus eoAiza kay - Dada ô : aiza kay no misy an'ny Australia ? - hanontanio…Mivarotra olana Manana olana ve ianao ? Izahay dia afaka mividy izany, ka ho afaka…Impiry niaraka natory - Impiry niaraka natory t@ bandy izao ianao ? - Vao ianao ihany…Kivy aho taloha - Kivy aho taloha fa 6 volana sisa ny andro iainako hoy ny…Mbola feno olona ihany Terena hijanona any an-tranony daholo ny olona noho ny coronavirus. Mbola feno olona…Lasa be volofotsy - fa maninona kay i dada no lasa be volofotsy ? - hahaha,…Moramora zalahy a - io, zalahy a! ... tratra ialahy ... io zalahy ny mpangalatra ny…May ny loaka - O ry Liva an, handeha hivoaka kely aho fa mba jereo ilay…