Mitady asa

– Miarahaba tompoko. Afaka mba mametraka dossier ato aminareo ve fa tena mitady asa.
– Miarahaba ramose, tena mbola tsy mampiditra mpiasa ramose an!
Ny ampitso:
– Miarahaba tompoko saika mba hitady asa ato aminareo tompoko.
– Hay ianao ihany lay tamin’ny omaly, hoy aho hoe mbola tsy mandray mpiasa zahay tompoko.
Afaka efatra andro.
– Hay tonga indray ianao ramose, efa hoe tsy mandray mpiasa hoy aho izahay.
– an an an, madama a, miarahaba aloha tompoko, tsy hiditra mpiasa anie zaho e! Fa mitady poste directeur na lay patron reny e zaho mantsy bacc+5.

S’abonner
Notifier de
0 Commentaires
Inline Feedbacks
View all comments
error: ce contenu est protégé
0
Would love your thoughts, please comment.x
()
x