Nanotany toerana tamina lehilahy mamo iray ity vahiny:
Vahiny: Hono oa ‘ry se aiza ho aiza eto kay no misy ny paositra?
Mamo: hay tsotrakely eo amin’y face ny fiangonana!
Vahiny: hay, aiza moa lay fiangonana raha tsy mahadiso!
Mamo: efa hoe tsotrakely oa, eo amin’ny face ny paositra oa !