Miteny ratsy pastera

Tafiditry ny dahalo tao an-tranon’ny pastera:
– Omenay safidy roa ianao pastera an! na ianao miteny ratsy na ianao vononay ho faty androany?
– Zaho anie pastera e! tsy mahazo miteny ratsy zany!
– Alefa maty ianao an! inona ny tianao?
– Ao fa hiteny ratsy ah!
– Alefa a!
– Tay, tay, taim-borona.

S’abonner
Notifier de
0 Commentaires
Inline Feedbacks
View all comments
error: ce contenu est protégé
0
Would love your thoughts, please comment.x
()
x