Manana olana ve ianao ?
Izahay dia afaka mividy izany, ka ho afaka eo noho eo ihany ny olanao
Mitady olana ianao ?
Izahay koa dia mivarotra izany, @ vidiny tena mirary
Koa aza misalasala ary miantso anay raha misy olana na mitady olana fa tena ho afa-po tanteraka ianao