Miverena Teo amin’ny gargoty kely iray: Mpangataka: Mba mangataka tompoko o! Mpivarotra: mety amin’lahy ve ny apango mialon’andro? Mpangataka: ie mety daholo e! Mpivarotra: hay miverena rahampitso ary. 000000Mbola te hihomehy ? jereo koa :Ny lehilahy tsy hanaiky intsony - zao an! tsika lehilahy tsy hanaiky intsony baikon'ny vehivavy. Manaiky ve ianareo?Mbola feno olona ihany Terena hijanona any an-tranony daholo ny olona noho ny coronavirus. Mbola feno olona…Izaho bedesin'ny mpampianatra - Dada a, izaho bedesin'ny mpampianatra, nefa zavatra tsy nataoko akory ilay izy…Gateau au courgette Mandalo ao amin'ilay pâtisserie foana ity tanora iray isa-maraina:Mahay - dada an ty ny bulletin-ko. - zao ve lesy ny naotin'lahy, moyenne…DIDY FOLON'NY HAKAMOANA: 1/ Zava-masina ny asanao sy fianaranao, ka aza kitihana matetikaTsy niantso Mba niady varotra akanjo aho teo : tsy nanaiky ilay mpivarotra. Mody nandeha…Ny toaka dia tsy hamaha ny olanao Tompoko lahy sy tompoko vavy : ny toaka dia tsy hamaha ny olana…@ manaraka Veloma ary ô, rahampitso indray, ann, eee, hay, oui, oee, zay e, ok…Fahaizana miteny vahiny Teo ampanaovana entretien ty lehilahy iray: