Moramora zalahy a

– io, zalahy a! … tratra ialahy …
io zalahy ny mpangalatra ny entantsika ato an-trano ato an
Matinay ialahy androany ! Aza mihetsika intsony

– moramora zalahy a, voan’ny corona virus nge aho ry zareo e, ka izay mikasika ahy eo dia voa koa nge e

S’abonner
Notifier de
0 Commentaires
Inline Feedbacks
View all comments
error: ce contenu est protégé
0
Would love your thoughts, please comment.x
()
x