Nalahelo be aho – nalahelo be aho fa : very hono ny telephone-nao ? – ie, mijaly mihintsy aho izao fa tsy manana portable intsony Fa ividiananao nga za cheri ? – tsia ka, mba omeo ahy ilay chargeur 000000Mbola te hihomehy ? jereo koa :Tsy tafiditra any an-danitra. Teo ambavahadin'ny lanitra. Nametrahana fanontaniana daholo izay rehetra miditra eo ka izay mahavoavaly…Inona ilay mdp vaovao ? - novain'i cherie nga ny mdp n'ity ordinatera ity ?f'inona ny antony iantsotsonao ahy - allo, - allo salut ex - hay mbola velona any ianao -…Mitady izay haripaka Ny tena zany zao efa sahirana mihiboka @ ity corona, mijaly mitady izay…Ary ny siramamy - Misy café ve o ? - 200 ar dia mahazo - Ary…Tsy niantso Mba niady varotra akanjo aho teo : tsy nanaiky ilay mpivarotra. Mody nandeha…Tsy misakafo aho fa Ny maraina aho tsy misakafo Mieritreritra anao. Ny atoandro aho tsy misakafo Mieritreritra…Any am-piangonana Nisy lehilahy mamolava niova fo ka lasa mpivavaka be. Kanjo nefa taty aoriana…Taratasy Indray andro nisy mpivady niady ka niaraka nanapa-kevitra ry zareo fa tsy hifampiresaka…Fitsipika Tao am-pianarana: - Avoahy ny règle fa hanao géometrie tsika androany Lita: Za…
Ny aza mba voa ihany