Nanofy nihinam-bary aho

Nanofy nihinam-bary aho t@ alina.
Tonga aho dia nitsangana nahandro vary, t@ 2 maraina teo angamba iny, dia nihinana.
Izaho izany mitsy : tonga dia tanterahiko avy hatrany ny ahy ny nofiko rehetra

:) Zarao @ namanao

Poster un Commentaire

  S’abonner  
Notifier de

handefa blagy

error: ce contenu est protégé