-inona lesy mampitovy ny bebe anay sy ny zanak’ialahy vao teraka?
– Tena tsy aiko lesy an! inona l’ty?
– Samy tsy misy nify lesy a!
Mbola te hihomehy ? jereo koa :
- Tsy misy mifanaraka Azafady kely iray minitra : any aminareo koa ve ohatra rehefa manokatra boaty…
- Raha mahita sipa manjakely - Raha maty ve aho lesy dia mbola hanambady ialahy ?
- Tsy mitovy amintsika - fa maninona oa ity zanatsika ity no otran tsy mitovy amintsika mitsy…
- Trondro - Zaho pastera tsy hivavaka tsony a! - Fa ahoana anaka? - Ka…
- Tambonivohitra Tambonivohitra iray mba miseho manakiana ny fofony tambanivohitra iray. Hoy navalin’ilay tambanivohitra : Ntsika…
- Niroboka daholo Gaga aho fa nisoty nirotsaka tao anatin'ilay dobo filomanosana daholo ny olona, nefa…
- Hajao ny iray metatra Tao amin'ny banky iray teo amin'ny filaharana: - Azafady ramose ianao tena tsy…
- ny anay arodanay Nisy fianakaviana telo zany nandova trano be misy rihany roa : Hoy ny…
- Mampitovy - Inona ary l'ty no mampitovy an'i bebe an'lahy sy ny vorondolo? -…
- Tsy tafiditra any an-danitra. Teo ambavahadin'ny lanitra. Nametrahana fanontaniana daholo izay rehetra miditra eo ka izay mahavoavaly…