Niroboka daholo

Gaga aho fa nisoty nirotsaka tao anatin’ilay dobo filomanosana daholo ny olona, nefa ilay dobo aza tsy misy rano akory.

Izay tonga iray dia nisoty, nisoty. Anefa efa hita zao fa dobo tsy misy rano.

Ela ny ela, mba nisy ankizy anankiray izay anefa tsy nety nisoty tao @ ilay dobo tsy misy rano.
Tsy naharitra aho ka nanontany :
– fa maninona ise no tsy miroboka ?

– sady mitomany izy no namaly : ka tsy nitondra maillot de bain aho kouu

S’abonner
Notifier de
1 Commentaire
Inline Feedbacks
View all comments
theo
il y a 1 année

iny indray no tsy nampoiziko lesy, noheveriko mba nisaina ilay ankizy

error: ce contenu est protégé
1
0
Would love your thoughts, please comment.x
()
x