– Tsaroanao ve malala ny fahasambarantsika 20 taona lasa zay
– mbola tsy niaraka isika t@ izany !
– zay mantsy
Mbola te hihomehy ? jereo koa :
- mbola tsy niaraka taminao - t@ za mbola tsy niaraka taminao dia tany @ makorel foana no…
- Mitady asa - Miarahaba tompoko. Afaka mba mametraka dossier ato aminareo ve fa tena mitady…
- Janvier - ary ovaina amin'ny oktobra hono ny fankalazana ny fetim-pirenena amin'ty taona ty?…
- Izaho bedesin'ny mpampianatra - Dada a, izaho bedesin'ny mpampianatra, nefa zavatra tsy nataoko akory ilay izy…
- Hisakafo aiza isika - fa ande hisakafo aiza isika androany cheri ?
- Tsy mety tafiditra Gaga be ilay olona teo akaikiko tao anaty buxi : hampiditra credit izy…
- Dia raha tsy hita - malala oh !
- Adala sitrana Tao amin'ny toerana fitsaboana adala iray:
- Anjely maka aina Anjely anankiroa mifampiresaka : - hanao ahoana ny toetr'andro rahampitso ? - hisy…
- Lasa be volofotsy - fa maninona kay i dada no lasa be volofotsy ? - hahaha,…