Ny toaka dia tsy hamaha ny olanao Tompoko lahy sy tompoko vavy : ny toaka dia tsy hamaha ny olana eo @ fiainanao. Fa hoy aho hoe an an an. Ny rano sy ny ronono koa dia tsy hamaha ny olanao 000000Mbola te hihomehy ? jereo koa :Mivarotra olana Manana olana ve ianao ? Izahay dia afaka mividy izany, ka ho afaka…caky "cake" - inona ary letia ny mofo tsy misy any an-danitra ?Tsy niantso Mba niady varotra akanjo aho teo : tsy nanaiky ilay mpivarotra. Mody nandeha…Aiza izay Ferrari - Eh ! raha nangonin'ialahy zao ny vola lanin'ialahy t@toaka hatrizay, efa nahazo…Taratasy Indray andro nisy mpivady niady ka niaraka nanapa-kevitra ry zareo fa tsy hifampiresaka…Mitady asa - Miarahaba tompoko. Afaka mba mametraka dossier ato aminareo ve fa tena mitady…DIDY FOLON'NY HAKAMOANA: 1/ Zava-masina ny asanao sy fianaranao, ka aza kitihana matetikaBlagin' i dada Mivory ny mpianakavy ny hariva. Ka manao blagy i dada ka dia mihaino…Tiako ianao Amerikanina Vavy: My love, I love you Vadiny: My darling, you are so…Tsy tafiditra any an-danitra. Teo ambavahadin'ny lanitra. Nametrahana fanontaniana daholo izay rehetra miditra eo ka izay mahavoavaly…