Ohabolana

Tao am-pianarana:
Mpampianatra: milaza ohabolana misy teny hoe: milalao
Soa: ” zaza nilaozan-tsakaiza ka milalao vovoka irery”
Mpampianatra: marina zany, an’i Koto ary.
Koto: izay milalao ihany no mahazo madama an!

S’abonner
Notifier de
0 Commentaires
Inline Feedbacks
View all comments
error: ce contenu est protégé
0
Would love your thoughts, please comment.x
()
x