Ohatrinona ireo entana

– taxi!!!
Ohatrinona ny mande any Ankatso azafady ?
– 30000a e, miakara
– ary raha miaraka @ ireto entana ireto ?
– ireo entana ireo tsy mandoa e
– hoento any Ankatso ary ireo entana ireo azafady, dia any mifankahita

:) Zarao @ namanao

Poster un Commentaire

  S’abonner  
Notifier de

handefa blagy

error: ce contenu est protégé