Omeo ny fameriny Tao am-piangonana, nandrotsaka rakitra ity namana iray dia avy eo anefa niverina nangarona ilay arona. Pastera: tsy mety zao anaka fa efa lasa iny dia tsy azo haverina intsony Namana: an! an! an! haka famerim-bola aho koa 002000Mbola te hihomehy ? jereo koa :May ny loaka - O ry Liva an, handeha hivoaka kely aho fa mba jereo ilay…Mariazy malagasy Mariazy any Amerika : Isan ny olona nasaina = 100 Isan ny olona…Tsy maintsy nody Miasa hariva mirava @ 11 ora alina ny tena ka toy ny mahazatra…Miteny ratsy pastera Tafiditry ny dahalo tao an-tranon'ny pastera: - Omenay safidy roa ianao pastera an!…Hajao ny iray metatra Tao amin'ny banky iray teo amin'ny filaharana: - Azafady ramose ianao tena tsy…Mianara tsara ianao anaka - Mianara tsara ianao anaka mba ho reharehan'ny fianakaviantsika, mba tsy ho henatra…Tsy tafiditra any an-danitra. Teo ambavahadin'ny lanitra. Nametrahana fanontaniana daholo izay rehetra miditra eo ka izay mahavoavaly…Blagin' i dada Mivory ny mpianakavy ny hariva. Ka manao blagy i dada ka dia mihaino…Izaho bedesin'ny mpampianatra - Dada a, izaho bedesin'ny mpampianatra, nefa zavatra tsy nataoko akory ilay izy…Adala sitrana Tao amin'ny toerana fitsaboana adala iray: