Ordinateur

Niaraka nijery zavatra tao anaty ordinateur ireto lehilahy roa aby any betsileo ireto. Ka vao velona ilay écran dia nisy soratra hoe HP.
– Inona raha fantatry roky ity soratra amin’ny écran ty?
– Io ve tsy hoe Hordinatera Portabla a!

S’abonner
Notifier de
0 Commentaires
Inline Feedbacks
View all comments
error: ce contenu est protégé
0
Would love your thoughts, please comment.x
()
x