Raiko

Niteraka telo mianadahy izy mivady. indrisy anefa fa maty tampoka lay zanak’zareo voalohany.
Mama: aoka zay ry Soa sy Lita an, mbola ihaona aminy tsika fa efa lasa nody any amin ray izy.
Lita: an! fa tsy i dada zany ve ny dadany?
Mama: izy ka, izy ka, fa any amin’….

nitsatsaingoka i Soa

Soa: mety lay ramose mpanamboatra ny volon’i neny angamba no tena dadany koa….
dada:????

S’abonner
Notifier de
0 Commentaires
Inline Feedbacks
View all comments
error: ce contenu est protégé
0
Would love your thoughts, please comment.x
()
x