– Inona ty mampiazakazaka be an’ialahy?
– Manenjika Ramaria lesy e!
– Iza zany lesy an?
– Hanoanana lesy zany an!
Mbola te hihomehy ? jereo koa :
- Izy irery - hono oa : nampian'i dadan'ialahy ve ialahy nanao an'ity devoir ity ?…
- Aiza kosa lesy - vitan'ilahy ve letia ny mamono ny ex-ialahy raha ohatra hoe omena vola…
- fitiavana akondro Niaraka ireto mpinamana roalahy ka ny iray amin'zareo tena tia akondro be. -…
- Mahita kintana Niady izy mirahalahy fa tena eny an-tampon'ny hanoanana mihitsy: - Raha alaiko io…
- Maitresse - Fa maninona ialahy no mitomany e! - Ka zaho efa tsy tia…
- Jean - ahoana ry Jean, inona no ataon'ialahy aty amin'ny fitsarana?
- Inona no mampianahana an’ialahy ? - Inona no mampianahana an’ialahy eo ? - Mieritreritra a. - Aza be…
- Manangona tsikelikely * Ataon'ialahy inona letia iny volant iny ? * Manomboka managona tsikelikely lesy…
- Iza no anaranao - Iza no anaran'lahy ao anaty facebook? - Za ihany - Za ihany…
- Mpisipa miady - Atoroko hevitra ialahy, rehefa miady ialahy sy ny sipan'lahy dia tonga dia…