René

Mpampianatra: ho famaranana ny kilasy androany dia ataontsika lay vavaka nampianarin’ny Tompo: rainay izay any an-danitra.
Mpianatra: (mivavaka)
Nanontany an’i Boto i mpampianatra ny farany fa izy tsy mety mivavaka:
Mpampianatra: fa maninona oa ianao no tsy mivavaka mihitsy e?
Boto: ka ny rainay tsy any an-danitra koa
Mpampianatra: fa ahoana koa zany?
Boto: ka ny nampianarin’ i neny hoe René zay any an-danitra, hohamasinina anie ny anaranao,….

S’abonner
Notifier de
0 Commentaires
Inline Feedbacks
View all comments
error: ce contenu est protégé
0
Would love your thoughts, please comment.x
()
x