Ny anaran’ny alika any aminay faritra analanjirofo iny dia Kivah. Nisy prof de français avy aty Tanà affécté tany.
Mpampianatra: avez-vous fini les exercices?
Mpianatra: oui madame!
Mpampianatra: ok, on va faire la correction, qui va au tableau?
tsy misy nihetsika ny mpianatra
– Qui va au tableau? qui va au tableau? ( tezitra i prof).
tsy nisy nihetsika ny mpianatra.