Niresaka ireto omby vavy roa mianaka tao anaty vala:
– Rehefa maty zao tsika ry mama dia lasa inona?
– Lasa “vache qui rit “
Mbola te hihomehy ? jereo koa :
- Firy ny tao am-bilany Mpampianatra: nisy trondro roa tao anaty vilany dia lanin'ny saka ny ray. firy…
- Fitsipika Tao am-pianarana: - Avoahy ny règle fa hanao géometrie tsika androany Lita: Za…
- mamaly fanontaniana Niresaka ty gasy iray sy vahiny frantsay iray Vahiny: Est ce que c'est…
- Tarondro Niresaka i Rondro sy Ta Fita (mpifamofo). Rondro: Fa maninona oa ny nom…
- Resaka Hao Niresaka ireto hao anakiroa: - Ary elaela ialahy tsy hita tao an-tanana an!…
- DIDY FOLON'NY HAKAMOANA: 1/ Zava-masina ny asanao sy fianaranao, ka aza kitihana matetika
- Maitresse - Fa maninona ialahy no mitomany e! - Ka zaho efa tsy tia…
Roa ampiana roa mira ? Kajy madinika vetivety ary : Roa ampiana roa mira efatra. Miaraka @ porofo…
- Manafina Mba nampirevy kely an'izy dahy (Lita sy Soa) i mama tao an-trano fa…
- Tiako ianao Amerikanina Vavy: My love, I love you Vadiny: My darling, you are so…