Dada : mba omeo ahy azafady io sira io
Izaho : ilay sira mamy sa ilay masira
Dada : mbola ho voakapoko ny iafaranao ity
Mbola te hihomehy ? jereo koa :
- Nanofy nihinam-bary aho Nanofy nihinam-bary aho t@ alina.
- Ary ny siramamy - Misy café ve o ? - 200 ar dia mahazo - Ary…
- Blagin' i dada Mivory ny mpianakavy ny hariva. Ka manao blagy i dada ka dia mihaino…
- 92 Nisy olona handefa taratasy aty Antananarivo avy any Ambositra ka nampitondrainy an'i saofera…
- Dadany Nisy ramatoa niteraka efatra ka isaky ny tonga ny fahaeritaona ny zanany dia…
- Tsy misy mifanaraka Azafady kely iray minitra : any aminareo koa ve ohatra rehefa manokatra boaty…
- Mampirafy ahy amin'i Zety Mifamaly ireto mpivady:
- Ny telephone-ko Hafatra kely ho an'ilay olona very telephone iphone 11 teo Andravoahangy omaly hariva…
- Marary ve - allo ... marary ve ilay manao tatouage ramose ? - miankina @…
- Omeo ny fameriny Tao am-piangonana, nandrotsaka rakitra ity namana iray dia avy eo anefa niverina nangarona…