Safidy – Aza adino ry zanako fa ny lehilahy tokony iasa mafy an! nareo tsinona no tena iankinan’ny vady aman-janakareo rehefa any aoriana any! – Safidiko nga ny ho lehilahy ry neny, nareo te haniry hiteraka lahy any koa. 100000Mbola te hihomehy ? jereo koa :Manenina aho zao - Manenina aho zao, tak'izay ihany aho mba nihaino ireo tenin'ny Ray aman-dreniko…Adinoko dokotera - Dokotera an! tena fantatro hoe marary aho fa adinoko hoe inona ny…Gidro nitsoaka avy eny tsimbazaza Nisy gidro 3 nitsoaka zany avy teny tsimbazaza.Mahay - dada an ty ny bulletin-ko. - zao ve lesy ny naotin'lahy, moyenne…René Mpampianatra: ho famaranana ny kilasy androany dia ataontsika lay vavaka nampianarin'ny Tompo: rainay…Tonga izao ny fotoana Ho antsika rehetra namako banga : tonga izao ny fotoana hanehoantsika ny hafaliantsika…May ny loaka - O ry Liva an, handeha hivoaka kely aho fa mba jereo ilay…Sipa - Tena aleo lesy maty vady toy izay maty sipa an! - Fa…@ manaraka Veloma ary ô, rahampitso indray, ann, eee, hay, oui, oee, zay e, ok…Lavak'orona Neny : fa ianao ty ve ry Bema tsy mahay miaina mihintsy a!