Sary fotsiny fa tsy tena izy

Ity rangahy ity zany tena mitsitsy be mihintsy ao an-trano.

Hoy izy t@ ireo zanany indray andro :

“Raha hendry tsara ianareo rankizy androany dia ampisehoako sarin’olona mihinana glace rahariva”

S’abonner
Notifier de
0 Commentaires
Inline Feedbacks
View all comments
error: ce contenu est protégé
0
Would love your thoughts, please comment.x
()
x