Sipa sy ny vady – Inona ary l’ty no anisan’ny mampiavaka ny sipa sy ny vady? – Tsy hay an! – Ny sipa faleha amin’ny atoandro, ny vady fatoriana amin’ny alina. – tssss!!! 000000Mbola te hihomehy ? jereo koa :Fa maninona ● fa maninona no nohaninao t@ 6 hariva ny fanafodinao nefa tokony @…Roahako ianao an ! Nisy mpivady izay manofatrano ao ambaninay. Matetika toa miady foana izy ireo amin'ny…Tsy maintsy nody Miasa hariva mirava @ 11 ora alina ny tena ka toy ny mahazatra…Hajao ny iray metatra Tao amin'ny banky iray teo amin'ny filaharana: - Azafady ramose ianao tena tsy…May ny loaka - O ry Liva an, handeha hivoaka kely aho fa mba jereo ilay…Nanofy nihinam-bary aho Nanofy nihinam-bary aho t@ alina.Taratasy Indray andro nisy mpivady niady ka niaraka nanapa-kevitra ry zareo fa tsy hifampiresaka…Ilay namantsika vizana be Iza ilay namantsika vizana be @ atoandro ireny ?Manja Nisy mpinamana vehivavy roa tafiara-dalana :Safidy - Aza adino ry zanako fa ny lehilahy tokony iasa mafy an! nareo…