Alika

– ireo bandy niarahako hatr@ izay dia otran’ny alika daholo …
Fa maninona ianao no tsy miteny ?
– miaouh miaouh

:) Zarao @ namanao

Tsy fantatro izay mahazo azy

– Tsy misy hisakafoanana mihintsy : fa maninona kay no mivovo be aty amiko foana ity alikanareo ity e ? Ohatran’ny hoe fantany aho ?

– tezitra izy ngamba, satria lovia fihinanany io nalainao ihinananao vary io !

:) Zarao @ namanao

Nieritreritra anao

Faly be aho akia fa nahazo loka billet mandeha any Nosy be hell ville ho an’olona roa.
Ka tonga dia ianao no nieritreretiko voalohany an :

mba afaka karakarainao ve ireo alikanay mandritra an’izaho tsy ho eto ?

:) Zarao @ namanao
error: ce contenu est protégé