Impiry niaraka natory

– Impiry niaraka natory t@ bandy izao ianao ?
– Vao ianao ihany ka
Ireo taloha tsy misy tany hatoriana mitsy

:) Zarao @ namanao

Omeko anao avokoa

Bandy : tiako ianao;
raha miaraka amiko ianao dia aza matahotra fa omeko anao avokoa ny lanitra mangamanga, ny kintana mamiratra ary ny masoandro mibaliaka

Sipa : anao nga ireny ?

:) Zarao @ namanao

Alika

– ireo bandy niarahako hatr@ izay dia otran’ny alika daholo …
Fa maninona ianao no tsy miteny ?
– miaouh miaouh

:) Zarao @ namanao

Iangaviana mba tsy hanelingelina

Petan-drindrina hitako vao teo

“Hisy horonan-tsary mikasika ny bandy bogosy sy ny sy sipa manja rahampitso eto @ tanàna misy anareo.

Koa ianagaviana ny rehetra hijanona ao an-tranony avy, tsy hisy hivoaka mba tsy hanelingelina ny fangalana sary”

:) Zarao @ namanao

ratsy saina

mpisipa nampiaraka tany anaty ala dia nanontany le bandy

bandy : inona zao no anatin’ny eritreritrao ?
sipa : Mitovy amin’ny eritreritrao iany
Bandy : ianao zany ratsy saina ?

:) Zarao @ namanao
error: ce contenu est protégé