Nangetotra mafy tsy fidiny

Vao teo : nangetotra mafy tsy fidiny aho tao anaty buxi.
Olona 4 no indray nitodika.
Otran’ny hoe niatrika “the Voice” tampoka aho

:) Zarao @ namanao
Tsy mianjera anaty buxi 2

Tsy mianjera anaty buxi

Mila fahaizana manokana ny mande buxi

:) Zarao @ namanao

Nipoaka be

Loza ry zareo no nahazo ahy omaly : tsy aritro intsony fa nangetotra mafy be aho tao anaty buxi.
Nande mafy be ilay hira tao, dia nararaotiko nipoaka be t@ iny.
Refa nivoaka aho vao taitra kay za nihaino hira @ casque ecouteur

:) Zarao @ namanao
error: ce contenu est protégé