Tara 1 volana

– Mitaintaina be aho cheri a
– Fa maninona
– Tsy izany fa tara 1 volana ny fotoanako
– Esy, fotoan-gasy izany malala fa aza atao mahataitra a

Hisakafo aiza isika

– fa ande hisakafo aiza isika androany cheri ?
– hitanao ilay “restaurant” tsara be eo akaikinay iny ?
– ie, tena tiako be, efa ela aho no mba naniry ny hisakafo ao, je t’aime
– ao ambadika ao misy mpivaritra mofo akondro, hinana mofo akondro ao isika rahariva

Mba jerijereo nge ny laoka ao

Cheri ô, mba jerijereo matetika nge ny laoka ao azafady fa iantsena kely 5 minitra vetivety aho.
Dia aza adino ny manampoka rano azy isaky ny 15 minitra an

Nalahelo be aho

– nalahelo be aho fa : very hono ny telephone-nao ?
– ie, mijaly mihintsy aho izao fa tsy manana portable intsony
Fa ividiananao nga za cheri ?
– tsia ka, mba omeo ahy ilay chargeur

Hanasa tarehy vetivety

– hande hanasa tarehy vetivety aloha aho
– eny aki cherie an
– … zay ô
– oay ! fa iza ianao azafady

error: ce contenu est protégé