Alaiko njy rahariva an

– alaiko njy rahariva an, mi-klaxonne aho refa tonga eo am-bavahady
– youpiii, eny lesy cheri a
Fa nga elah nahazo tomobilina ihany ? Tiako ery zany
– an an an kia a
Nividy klaxonne fotsiny aho aloha

:) Zarao @ namanao

Inona ilay mdp vaovao ?

– novain’i cherie nga ny mdp n’ity ordinatera ity ?
– oui cheri
– dia inona ilay mdp vaovao ?
– ny daty nifanaovantsika bisous voalohany re cheri a
– ntss, letia e, aza masosotra

:) Zarao @ namanao

Fanomezana ho an’i Bema

– hono oa akia cherie vadiko malala : inona ny fanomezana atolotsika ho an’i Bema, etsy ampita ?
– fandrina Roger a, efa mankarary lamosina be ny fandrianany ao

:) Zarao @ namanao

handefa blagy

error: ce contenu est protégé