Kivy aho taloha

– Kivy aho taloha fa 6 volana sisa ny andro iainako hoy ny dokotera.
Avotra kosa aho @ zao fotoana.

– fa ahoana letia ? Inona ny fanafody nohanin’ialahy ?

– An an an,
Novonoiko ilay dokotera, dia nahazo 30 taona an-trano maizina aho

:) Zarao @ namanao

Antsoy malaky ny dokotera

– o reniny aaa ! Malaky ianao : avia azafady antsoy ny dokotera fa marary mafy aho zany.
– eo ary, ka tsy haiko anie ny “code” finday-nao rainy e
– kay, … aoka izao ihany re fa ohatran’ny efa nisinda ilay fanaintainana

:) Zarao @ namanao

Very tadidy

Hono oa dokotera, mora very tadidy aho tato ho ato.
Koa tonga eto aho anio, mba mila hevitra aminao : Inona ny tokony ho ataoko ?

Dokotera : “aloavy aloha ary ny volako”

:) Zarao @ namanao
error: ce contenu est protégé