Very tadidy

Hono oa dokotera, mora very tadidy aho tato ho ato.
Koa tonga eto aho anio, mba mila hevitra aminao : Inona ny tokony ho ataoko ?

Dokotera : “aloavy aloha ary ny volako”

:) Zarao @ namanao

Aiza izay Ferrari

– Eh ! raha nangonin’ialahy zao ny vola lanin’ialahy t@toaka hatrizay, efa nahazo ferrari ialahy

– Ialahy nga tsy misotro

– Za tsy misotro

– Dia aiza izay Ferrari an’ialahy eo zao ?

:) Zarao @ namanao

hanao ZUMBA

Madama be mipetraka any ambanivohitra be avy taty Antananarivo.

Hoy izy tamin’ny namany : Misy fika milay be r’ty ty hitako tany Antananarivo a.

Tsy ho tratra intsony ntsika manomboka eto rehefa mampirafy . Fika inona r’ty zany  hoy ty namany.

Hoy izy : rehefa mivoaka ny trano hampirafy iny ty ka manontany ny vadin’ity hoe aiza : dia teneno hoe handeha hanao ZUMBA.

Hangina izy amin’izay

:) Zarao @ namanao
error: ce contenu est protégé