caky “cake”

– inona ary letia ny mofo tsy misy any an-danitra ?
– tena tsy aiko lesy, nga elah efa tany ?
– valio fotsiny lesy raha hain’ialahy an
– tena tsy aiko lesy a !
– caky lesy e
– fa ahoana koa ?
– tsy hain’lahy nga ilay hira hoe : “lavitra caky ny eny aminao Ray o ! “

Richard mianakavy

– Inona ary ry Koto ny hira misy hoe “Richard” ?
– Tena zay zao no tsy aiko an!
– nefa : “miara-mizotra isika ho any Jerosalema vaovao
ka ry “Risara”, ka ry “Risara mianakavy”

Nipoaka be

Loza ry zareo no nahazo ahy omaly : tsy aritro intsony fa nangetotra mafy be aho tao anaty buxi.
Nande mafy be ilay hira tao, dia nararaotiko nipoaka be t@ iny.
Refa nivoaka aho vao taitra kay za nihaino hira @ casque ecouteur

Trosa tsy aki hetsika

– hono oa lesy : mba ampindramo 100000f za fa sahirana

– tsy misy afa-tsy 60000f lesy aty a

– milay zany, fa dia hananako 40000f zany elah

error: ce contenu est protégé