Ny fahasambarantsika

– Tsaroanao ve malala ny fahasambarantsika 20 taona lasa zay
– mbola tsy niaraka isika t@ izany !
– zay mantsy

:) Zarao @ namanao

Fanomezana ho an’i Bema

– hono oa akia cherie vadiko malala : inona ny fanomezana atolotsika ho an’i Bema, etsy ampita ?
– fandrina Roger a, efa mankarary lamosina be ny fandrianany ao

:) Zarao @ namanao

ianao no tiako

– Hono oa akia ry malala : iza no tianao
olona manan-tsaina sa olona tsara tarehy sy tsara bika ?

– Aza matahotra, aza manahy akia fa ianao no tiako a

:) Zarao @ namanao

Mitovy amin’iny

– tadidin-dry ve akia ilay fiara tsara be hitantsika tany @ mpivarotra, tian-dry be iny ry malala ?
– ie, tena tiako be mitsy iny; novidian’ialahy ho ahy ihany nga kia iny malala ?
– nividy satroka mitovy loko @ iny ho an-dry aho

:) Zarao @ namanao

Dia raha tsy hita

– malala oh !
Hande hiafina aho dia raha hitan’dry dia ngôlongôlongôlo be fona tsika isan’andro
– dia raha tsy hitako akia malala dia ahoana ?
– dia ao anaty armoire aho e

:) Zarao @ namanao
error: ce contenu est protégé