Tsy maintsy nody

Miasa hariva mirava @ 11 ora alina ny tena ka toy ny mahazatra dia tsy mody fa mijanona ao am-piasana.

Fa androany kosa tsy maintsy nody satria ijery ny équipe malagasy anao can. Efa tsy misy bus intsony fa nande tongotra.

Mba ialana @ mpanendaka dia nesorina avokoa ny akanjo ary caleçon sisa nanaovana teny andalambe.

Tonga soamantsara tsy nisy nikitika sady nahatratra baolina

:) Zarao @ namanao

Bozy sy ny fanadinana

any am-pianarana : 2+3 = 5

enti-mody : 5+6+3 = 14

fanadinana : manana ovy miisa 13 i Bozy, tara 12 minitra izy omaly, firy taona i Bozy afaka roa volana ?

:) Zarao @ namanao

Hitondra vola kely

Ahoana ary no atao raha mba te hitondra vola kely mody avy any @ ireny casino ireny ?

Mitondra vola be miditra ao

:) Zarao @ namanao

tsy tara indroa

Fa maninona ary ny mpiasam-panjakana no mody atsasak’adiny mialoha rehefa @ hariva ?

@ izay izy tsy tara indroa anatin’ny iray andro

:) Zarao @ namanao
error: ce contenu est protégé