Fromazy manitra

Dada: O ry Lita an! mba avoahy any ity kiraron’dada ty fa manitra be ilay fromage!

Lita: dada an! ny olona efa tsy ampy sakafo, ny an’i dada mbola ataon’i dada any anaty kiraro ihany ny fromazy

:) Zarao @ namanao

perruque mahafaty

Indray andro nifamaly ireto mpirafy vavy niady lehilahy.
– Vonoko ianao fa tsy maintsy lasako ny vadinao
– Ataovy raha mahavita e!

Nandeha tany amin’ny mpanao fanafody gasy ilay vehivavy tsy tompom-bady. Nasain’ilay mpanao fanafody nitondra singam-bolo ilay vehivavy.
– Jereonao tsara fa miongotra be ny volon’ilay rafinao iny dia maty izy aveo.
Jerena tsy misy miova, tsy nisy fiantraikany akory.

Ilay olona tompon’ny volo tany ivelany no maty. iii

:) Zarao @ namanao

Aoka aloha pasitera

Nisy pasitera tonga tao amina tanana iray. Tanana vaovao taminy ilay izy satria ao izy no hamita iraka vaovao.

Koa tsy maintsy nanontany olona. Nanontany olona efa ho dimy ngamba izy, tsy misy mahalala.

Ka farany, nifanena t@ lehilahy efa mamomamo izay ary izy :

Pasitera : sao dia mba hitanao ny fiangonana eto ?
Mamo : ie hitako. Mandeha mahitsy, miodina avy eo dia eo ankavanana eo.

Lasa pasitera, ka hitany ihany tokoa ilay izy. Faly izy ka nandeha hiverina hisaotra an’ity ranamana nanoro azy ity :

Pasitera : tena hitako ilay izy r’se an! Fa hono oa r’se, te handova ny lanitra ve ise ?
Mamo : aoka aloha pasitera an ! ny fiangonana ary toa tsy hitanao koa ahoana no ahitanao ny lanitra

:) Zarao @ namanao

Benoit madama

Mpampianatra : hono oa rankizy, inona no ilazana ny olona avy any Chine ?
Soa : Chinois.
Mpampianatra : Marina,

Ary ny olona avy any Benin ry Koto?
Koto : Benoit madama !

:) Zarao @ namanao

Mahia be t…

– Inona ary letia no zavatra betsaka mba hananan’ireny olona mahia ireny ?

– Tena tsy aiko letsy an ! Fa inona ary ?

– Be tay lesy a

– ntsss

:) Zarao @ namanao
error: ce contenu est protégé