– fantatro ny loakanareo teo.
– inona akia?
– ravitoto.
– tsy vao teo akia io an! fa efa tamin’ny afak’omaly
Mbola te hihomehy ? jereo koa :
- Maitresse - Fa maninona ialahy no mitomany e! - Ka zaho efa tsy tia…
- Maska - Ahoana l'ty -..... - Ahoana l'ty an! - ....... - koa raha…
- Tsy tafiditra any an-danitra. Teo ambavahadin'ny lanitra. Nametrahana fanontaniana daholo izay rehetra miditra eo ka izay mahavoavaly…
- Tsy maintsy nody Miasa hariva mirava @ 11 ora alina ny tena ka toy ny mahazatra…
- Mihaino tantara @ radio Mihaino tantara @ radio, rehefa ilay misy combat iny : aza mihetsika fa…
- Blagin' i dada Mivory ny mpianakavy ny hariva. Ka manao blagy i dada ka dia mihaino…
- Toa mafy be Mpividy : tsy efa omaly ve ity mofo dipaina ity ramose fa toa…
- Manambady iray - Dadatoa an! maninona oa ny lalana eto amintsika tsy manome alalana manambady…
- Nanenina - Mafy lesy 'ty fiainana 'ty an! - Miombon-kevitra amin'izany aho lesy an!…
- Mampirafy ahy amin'i Zety Mifamaly ireto mpivady: