Tsy misy atao ato an-trano

Tsy misy atao ato an-trano : hande hanondraka voninkazo aloha fa tsss.
Oay, hay kay avy ny orana aty ivelany.
Soa ihany aloha fa ito ilay elo nomen’i Andry

:) Zarao @ namanao
Rehefa ilay avy iny ny orana 2

Rehefa ilay avy iny ny orana

Aza ihomehezana fa kotsa ireo lamba.

Ary ianareo koa ve mba manao toy izao ?

:) Zarao @ namanao

Avy be nge ny orana

– ndana manondraka voninkazo ry Bema a
– ka avy be ange ny orana ao ry mama e
– mitondrà elo ry se a

:) Zarao @ namanao
error: ce contenu est protégé