Fa maninona moa

Ao @ resto :

– Hono oa mademoiselle azafady, fa maninona moa no misy lalitra maty ato anaty lasopiko ?
– ka lasopy vao mafana be iny ve ramose tsy ahafaty azy a

:) Zarao @ namanao

Mandoa 50000ar ianao ramose

– Eh ! mandoa 50000ar ianao ramose fa tratranay mipipi anaty piscine
– fa maninona no izaho ihany no sazianareo ?
Betsaka anie ny olona mipipy ao sefo a
– ry zareo mba ao anatiny no manao fa ialahy ity tena eto ivelany mihintsy no manondraka

:) Zarao @ namanao

Marary ve

– allo … marary ve ilay manao tatouage ramose ?
– miankina @ ilay faritra hanaovana azy io tompoko
– izaho aty Mahajanga, mety harary ve ?

:) Zarao @ namanao

Toa mafy be

Mpividy : tsy efa omaly ve ity mofo dipaina ity ramose fa toa mafy be ?
Mpivarotra : mofo androany nga no tadiavinao ?
Mpividy : ie, aleo mofo vao androany azafady tompoko
Mpivarotra : miverena ary rahampitso

:) Zarao @ namanao

handefa blagy

error: ce contenu est protégé