Tsy lazaina oa

Nikôty sipa ity bandy iray ity :
– iza akia ny anaran-dry ?
– Soa
– aiza akia ndri no mipetraka
– any Tsy lazaina
– mba lazao akia, ndri koa mba miavona
– efa hoe any Tsy lazaina oa
– …

4-10-6

Nisy lehilahy iray nikôty sipa tany anaty taxi be:
– salut ndry!
– lut!
– iza akia ny anaran-ndry fa manja kely akia ndry?
– Bakoly
– Aiza akia ndry no mipetraka?
Tsy nety niteny lay vehivavy. Ary noho ny efa iala amin bus dia nomeny taratasy ilay lehilahy milaza ny toerana hipetrahany. Zao no voasoratra tao:
-4-10-6

Aiza ary izy no mipetraka?

Fordisenina (Forduchen) nefa

Misy sipa manja ve

– hiaraka hirevy aminay ihany ve ialahy rahalina e ?
– mba misy sipa manja ve aloha any sa ahôna ?
– tena ataoko capture ity dia lazaiko @ vadin’ialahy ialahy
– izaho manko tsy hande raha misy sipa

mba mitondrà ihany vola

Ianareo sipa mba mitondrà ihany vola atao frais rehefa mampiaraka fa zao aho lasa mande tongotra lavitra be tsy fidina hody irery, nefa sady efa mba niantoka misao teo

Fihinina sao mangalatra 1

Fihinina sao mangalatra

Fihinina otran izao koa ve ny sipan’ialahy rehefa nankany @ ialahy t@ voalohany ?

sao mangalatra

error: ce contenu est protégé