Aorian’ny fihobohana

Betsaka ny olona hatahotra tomobila aorian’fihobohana 😄

Mba ataovy tsara ny voloko 1

Mba ataovy tsara ny voloko

– Mba ataovy tsara ny voloko lesy a
– Aza matahotra fa efa pro ny aty

Omeko anao avokoa

Bandy : tiako ianao;
raha miaraka amiko ianao dia aza matahotra fa omeko anao avokoa ny lanitra mangamanga, ny kintana mamiratra ary ny masoandro mibaliaka

Sipa : anao nga ireny ?

ianao no tiako

– Hono oa akia ry malala : iza no tianao
olona manan-tsaina sa olona tsara tarehy sy tsara bika ?

– Aza matahotra, aza manahy akia fa ianao no tiako a

error: ce contenu est protégé