– zao an! tsika lehilahy tsy hanaiky intsony baikon’ny vehivavy. Manaiky ve ianareo?
– ioooohhhh
– zay tsy manaiky aoka izy iala eto zao an! ka noho izany mbola mitohy rahampitso amin’ny 10 ora maraina ny fivoriantsika. Tsy misy mahazo manao tara daholo rahampitso.
Ny ampitso:
tara i Celesy
– Celesy nahoana ianao no tara tamin’ny fivoriantsika?
– Mbola niera tamin’ny vadiko aho tompoko hoe afaka mandeha aty ve sa tsia.